|
|
|
|

Teny iditra1  tany kotra
Sokajin-teny  2  kambanteny
Voambolana  3  Toe-karena: fambolena
Fanazavàna teny malagasy  4  Tany efa lany tsiro ka avala indray ho tonga tany vao [1.1]
5  Antsoina hoe kotra ny tany rehefa reraka sy lany tsiro, ny tany tsy mamokatra firy [2.117]
Ohatra  6  Ny tany|kotra efa tany|kotra, ny katsaka manaloka ny tsaramaso. [2.117]
Singan-teny  7  tany, kotra

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/24